• Alakamisy 12 Janoary 2023
Fifamoivoizana.Làlam-pirenena tsy noraharahiana Sesilany ny loza, sarotra ny fanarenana

Azo isaina amin’ny rantsan-tànana sisa ireo làlam-pirenena tena mbola tsara, fa ny ankamaroany potika tanteraka noho ny tsy fisian’ny fikojakojana. Saika ahenoana lozam-pifamoivoizana vokatry ny haratsian-dàlana avokoa ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Janoary 2023
Fifamoivoizana.Tandindonin-doza ny famatsiana entana Milaza tsy hiasa ireo kamionera amin’ny RN2

Hijanona tsy hiasa ireo mpitatitra kamionera amin’ny RN2 miazo an’i Toamasina manoloana ireo lozam-pifamoivoizana, fatiantoka, tebiteby iainan'izy ireo vokatry ny lalan-dratsy feno lavaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Janoary 2023
Fifamoivoizana.Antananarivo renivohitra Simba avokoa ny ankamaroan’ny lalana

Simba avokoa ny ankamaroan’ireo lalana eto an-drenivohitra. Ankoatra ny etsy Ankadimbahoaka miazo an’ny By pass izay nirotsahan’ny lehiben’ny Faritra Analamanga

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Janoary 2023
Fifamoivoizana.Fahapotehan’ny lalam-pirenena Rotika hatramin’ny lalan’ny mpandeha an-tongotra

Rotika hatramin’ny lalan’ny mpandeha an-tongotra na “trottoir” ankehitriny ny lalana eto Madagasikara, raha ny hita amin’iny lalam-pirenena faharoa na RN2 iny,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Janoary 2023
Fifamoivoizana.Mavogisa, Ankilizato Mampijaly vahoaka ny faharatsian’ny lalana

Mijaly ny vahoaka, indrindra fa ny mpampiasa lalana, hoy ny fitarainan’ireo mpampiasa lalana ao Mavogisa, kaominin’Ankilizato.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Janoary 2023
Fifamoivoizana.Lalana etsy Ambodin’Isotry 5 taona tsy nisy fanamboarana

Anisan’ny lalana voasokajy ho be mpivezivezy indrindra ny lalana etsy Ambodin’Isotry, kaominina Antananarivo renivohitra.

Hamaky ny tohiny
FTT