• Talata 27 Desambra 2022
Fifamoivoizana.Ambohitrarahaba Nisosa ilay moto ary nirehitra avy eo

Ilana fitandremana be ny mitondra moto na kodiaran-droa amin’izao. Ankoatra ny orana kely madinika mampalama ny lalana mantsy dia mampisosa ny moto ihany koa ny menaka miraraka eny amin’ny arabe,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Desambra 2022
Fifamoivoizana.RN1 Bis Maintirano- Tsiroanomandidy Nitera-doza namono olona ny lalan-dratsy

Olona iray maty vokatry ny lozam-pifamoivoizana nateraky ny haratsian-dàlana any amin’ny RN1 Bis mampitohy an’i Maintirano sy Tsiroanomandidy ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Desambra 2022
Fifamoivoizana.Ankorondrano Ramatoa iray no tapa-tongotra voadonan’ny moto

Ramatoa iray no tapa-tongotra rehefa voadonan'ny moto teo amin'ny toerana fiampitan'ny mpandeha an-tongotra teny anoloan'ny Galana Ankorondrano omaly tokony ho tamin'ny 4 ora latsaka fahatelony tolakandro,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Desambra 2022
Fifamoivoizana.Antsohihy-Ambanja “Alaina ao anatin’ny adin’ny 8”

Misy foana ny vahaolana raha mazava ny laharam-pahamehana eto amin’ny firenena, hoy ny minisitry ny asa vaventy teo aloha, ny jeneraly Tsaranazy Jean Emile.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Desambra 2022
Fifamoivoizana.Fampirantiana jiro eny Antaninarenina Amin’ny 03 janoary 2023 vao hisokatra ireo lalana tapaka

Ankoatra ny hazo Noely dia anisan’ny manamarika ny fetin’ny Krismasy tahaka izao ny fisian’ireo karazana jiro mandravaka ny tanana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Desambra 2022
Fifamoivoizana.Fandrindrana ny fifamoivoizana Hampiasa «caméra de suveillance » 1200 ny polisy

Nanolotra Caméra de surveillance raitra miisa 1200 , miaraka amin’ny fibre optique mirefy 300km, “pylônes” miisa 18 ho ana “réseau eLTE 4G”, “Site Intelligent Vidéo Solution” miisa 300,

Hamaky ny tohiny
FTT