- Zoma 06 Janoary 2023
Fifamoivoizana.Mitombo ny loza ateraky ny faharatsian'ny lalana Mandoa hetra isaky ny solika 1 litatra anefa ny fiara rehetra
Mandoa hetra isaky ny solika 1 litatra ny fiara rehetra mampiasa lalana hikojakojana ny lalana, hoy ny mpanao politika Heritiana Rasoamiaramanana na Zaref.
Hamaky ny tohiny
