- Zoma 27 Janoary 2023
Fifamoivoizana.RN6 Antsohihy-Port Bergé Tapaka tanteraka nanomboka omaly
Tapaka tanteraka nanomboka omaly Na efa andro maromaro aza izay no nivoaka an-dranomasina ilay rivodoza Cheneso,
Hamaky ny tohinyTapaka tanteraka nanomboka omaly Na efa andro maromaro aza izay no nivoaka an-dranomasina ilay rivodoza Cheneso,
Hamaky ny tohinyTapaka tanteraka ny lalam-pirenena 33b mampitohy an’Ambatoboeny sy Andranofasika. Vokatry ny fiakaran’ny rano eny amin’ny arabe no mahatonga izany.
Hamaky ny tohinyMihasarotra ny toeran’ny Filoha ankehitriny Andry Rajoelina. Ny ao anatiny miharatsy ny toe-draharaha, misy olom-panjakana ambony toa efa sarotra ny mifehy azy.
Hamaky ny tohinyFiaramanidina kely iray marika Piper PA-28 mitondra ny laharana 5R-AAR an’ny kaompania Aéromarine no tra-doza tany Beapanga Mangalahala atsimo andrefan’I Sahadingana ao anatin’ny kaominina Andilanatoby,
Hamaky ny tohinyTapaka ny lalana 500 metatra tsy hidirana ny fifanenana eo Anjiajia‚ kaominina Tsaramandroso‚ raha ny fampitam-baovao voaray omaly.
Hamaky ny tohinyNisy fikorontanana ireo sidina anatin'ny Kaompania Madagascar Airlines ho an'ny omaly. Antony ny olana ara-teknika nahazo ny sidina MD 191 nampitohy an'Antananarivo sy La Réunion ny sabotsy 21 janoary teo.
Hamaky ny tohiny