• Zoma 20 Janoary 2023
Fifamoivoizana.Fikojakojana ny làlana Efa fay ireo tsy nahazo vola, hahazo laka ny akamakama…

Isan’ny nankatoavina tao anatin’ny Filankevitry ny minisitra afak’omaly 19 janoary 2023, fa noho ny hamehana manoloana ny fahasimban’ny lalàm-pirenena maro, dia notapahana ny fanomezana alalana mialoha

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Janoary 2023
Fifamoivoizana.Marim-pototra sa famitaham-bahoaka ? Tokony efa misy 8 km ny « Autoroute » vita

Mitombo hatrany ny ahiahy amin’ny fomba fiasan’ny Fanjakana Rajoelina, izay matetika toa mitady ho lasan-ko vavany tahaka ny haron-tabebaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Janoary 2023
Fifamoivoizana.Fitaterana anabakabaka eto Madagasikara Rehefa tsy olana ara-pitantanana dia olana teknika

Rehefa tsy olana ara-pitantanana izany no mahazo ilay kaompaniam-pitaterana na ny fitaterana anabakabaka eto Madagasikara dia olana tekinika hatrany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Janoary 2023
Fifamoivoizana.Mila vahaolana mivaingana ny RN2 Manome 5 andro ho an’ny Fanjakana ireo mpitatitra

Raikitra omaly ny grevin’ireo fiara kamio mpitatitra entana any amin’ny RN2. Tapaka tanteraka ho an’ireo fiara vaventy noho izany tao Ankarefo RN2 io omaly io.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Janoary 2023
Fifamoivoizana.Simba avokoa ny lalam-pirenena Nanomboka ny fitokonan’ ireo kamionera

Tsy vitan’ireo kamionera intsony ny haratsian’ny lalam-pirenena eto amintsika. Efa nisy hatrany mantsy ny antso avo nataon’izy ireo tamin’ny Fitondram-panjakana saingy toy ny antso an’efitra hatrany izany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Janoary 2023
Fifamoivoizana.Lalam-pirenena faha 35 Tapaka mandritry ny fotoana voafetra

Nampandre ny rehetra, indrindra, ireo mpampiasa ny lalam-pirenena faha 35 mampitohy an’I Malaimbandy sy Morondava omaly ny avy eo anivon’ny minisiteran’ny asa vaventy fa noho ny fanamboarana

Hamaky ny tohiny
FTT