• Zoma 03 Febroary 2023
Fifamoivoizana.Firoborobon’ny fahapotehan-dalana Kely sisa dia fiaramanidina no hany hahafaha-mifamoivoy

Lalana vao avy namboarina nanomboka ny volana may 2022 lasa teo, nahazoana famatsiam-bola tamin’ny banky iraisampirenena kanefa dia fotaka tanteraka izany amin’izao fotoana izao,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Febroary 2023
Fifamoivoizana.Governemanta Hiala tsy ho ela ny Minisitry ny fitaterana?

Voafidy ho filohan'ny Filan-kevim-pitantanan'ny ASECNA (Agence pour la Sécurité de la Navigation aérienne en Afrique et à Madagascar) ny ministry ny fitaterana sy ny famantarana ny Toetrandro, Rolland Ranjatoelina, araka ny voka-pifidianana natao ny talata 31 janoary teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Febroary 2023
Fifamoivoizana.Kaominina Ankadimanga “Simba tanteraka ny lalana, ny fangatahana tsisy valiny”

Simba tanteraka ny lalana ao amin’ny kaominina ambanivohitra Ankadimanga, distrikan’Antananarivo Atsimondrano. Efa misy Fokontany mitoka-monina mihitsy

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Febroary 2023
Fifamoivoizana.Pastera Heritiana « Omeo andraikitra ny kaominina hanarina ireo lalana simba »

Tena betsaka ireo lalana simba eto amintsika. Ankoatra ny eto an-tanàn-dehibe dia tsy lazaina intsony ny any amin’ny lalam-pirenena rehetra any, antony nampigrevy ireo fiara lehibe mpitatitra entana tany amin’iny lalam-pirenena

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Janoary 2023
Fifamoivoizana.Fort Dauphin Fiaramanidina kely iray nisy olana teny am-panidinana

Fiaramanidina kely iray niainga tao Fort Dauphin omaly 30 janoary tamin’ny 7ora30 maraina indray no niharan-doza.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Janoary 2023
Fifamoivoizana.Fahatapahan’ny RN4 Mihitsoka koa ny entona fandrehitra

Hatramin’ny alahady teo ka hatramin’ny omaly alatsinainy no efa nampikaikaika ireo mpanjifa sendra anay teto

Hamaky ny tohiny
FTT