- Alatsinainy 27 Martsa 2023
Fifamoivoizana.Mandraka – RN2 Fiara be nivadika, nanapaka ny fifamoivoizana
Nanapaka tanteraka ny fifamoivoizana teny amin’ny RN2 eny Mandraka indray ilay fiara « camion »
Hamaky ny tohinyNanapaka tanteraka ny fifamoivoizana teny amin’ny RN2 eny Mandraka indray ilay fiara « camion »
Hamaky ny tohinyEfa nanomboka ny famendrahana ny tara na “goudron” ny lalana mampitohy an'Ankadimbahoaka sy By Pass ny orinasa manamboatra iny lalana iny omaly,
Hamaky ny tohinyHanomboka hiasa amin’ny volana aogositra ho avy izao ny Train Urbain na zotran-dalamby an-tanàn-dehibe eto Antananarivo.
Hamaky ny tohinyNamoaka fampahafantarana ny Minisiteran’ny fitaterana sy ny famantarana ny toetr’andro omaly 20 martsa, fa miisa 10 ankehitriny ireo kaompaniam-pitaterana an'habakabaka mitrandraka eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyVoahaja ny fanatanterahana ny tetikasa ho an’ny fitaterana an-tariby na teleferika, zotra “ligne orange” mampitohy an’Anosy, Soarano, Ankorondrano, Analamahitsy ary Ambatobe,
Hamaky ny tohinyTsy milamina mihitsy ny fandriampahalemana any amin’ny lalam-pirenena fahafito miazo an’i Toliara. Fiarabe miisa roa mpitondra entana indray omaly maraina tokony ho tamin’ny 08 ora no notafihina jiolahy maromaro,
Hamaky ny tohiny