- Alarobia 15 Febroary 2023
Fifamoivoizana.Fokontany Ambodiraotra Antsakaviro Vita ilay lalana nampitaraina ny mponina nandritra ny 20 taona
Ela ny ela fa vita ihany ilay lalana efa nampitaraina ny mponina tetsy amin’ny Fokontany Ambodiraotra Antsakaviro, ao anatin’ny Boriborintany fahatelo
Hamaky ny tohiny
