• Alakamisy 20 Jolay 2023
Fifamoivoizana.Lalam-pirenena fahaenina Kamiao iray nirehitra teny am-pandehanana

Entana mitentim-bidy an-tapitrisany maro tao anatina kamiao iray lehibe no fantatra fa lasa lavenona tampoka vokatry

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Jolay 2023
Fifamoivoizana.Lalana Alatsinainy miazo an’Ambohitromby

Misy manaparitaka éponge feno fantsika amin’ny arabe

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Jolay 2023
Fifamoivoizana.Lalam-pirenena faha-34 Misy olona marobe mametraka barazy sy mitora-bato

Miha mahazo vahana indray ny tsy fandriam-pahalemana amin'iny lalam-pirenena faha-34 iny amin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Jolay 2023
Fifamoivoizana.Kodiarandroa tsy voatazona tsindrihisatra Nivarina tanaty tatatra feno maloto

Kodiarandroa kely na “moto scooter” miaty sivifolo santimetatra toratelo (90 cc) ny milina manosika azy no niraikitra

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Jolay 2023
Fifamoivoizana.Fampanantenana asa maika eto Iarivo Ampahan-dàlana sy fihaonan-dàlana 13 hamboarina

Nohamafisina tao anatin’ny Filankevitry ny minisitra omaly ny fanatanterahana ny fanapahan-kevitry ny Filan-kevitry ny Minisitra manokana natao tamin'ny herinandro lasa,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Jolay 2023
Fifamoivoizana.Loza tany Bekabija Ambatolampy Zaza 2 namoy ny ainy, olona 4 hafa naratra mafy

Zaza roa tsy manan-tsiny tombanana eo amin’ny 2 sy 4 taona eo ho eo no fantatra fa namoy ny ainy omaly vokatry ny lozam-pifamoivoizana nitranga tao Bekabija Ambatolampy,

Hamaky ny tohiny
FTT