• Alarobia 26 Jolay 2023
Fifamoivoizana.Raha tsy manana vahaolana ny Fanjakana Tsy hihemotra ny saran-dàlana 800Ar, hoy ny UCTU

Any amin’ny fanjakana sisa ny baolina mikasika ny hijanonan’ny saran-dalan’ny taxibe ho 600 Ar na tsia. Raha araka

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Jolay 2023
Fifamoivoizana.Fifamoivoizana mandritra ny fialan-tsasatra Tsy tokony handeha mihoatra ny 75km isan’ora!

Tena feno fiara fitateram-bahoaka sy olona mifamezivezy eny amin’ny lalam-pirenena amin’izao fotoam-pialan-tsasatra lehibe izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Jolay 2023
Fifamoivoizana.LALAM-PIRENENA FAHAROA Omaly vao nojerena ireo faritra tena ratsy

Efa tafiditra tanteraka ao anatin’ny vankansy lehibe isika amin’izao, fotoana mahabetsaka ireo mpiala sasatra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Jolay 2023
Fifamoivoizana.Lasibatra hatrany ny vahoaka Mety hiakatra 800 Ar ny saran-dalan’ny Taxibe

Vao maika ho tafiditra lalina anaty fahasahiranana ny Malagasy. Ankoatra ny fiakaran’ny vidin’ireo kojakoja ilaina

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Jolay 2023
Fifamoivoizana.Lozam-piarakodia mahatsiravina Nipitika ny tanan’ilay ramatoa, niboraka ny tsinainy…

Vehivavy iray voalaza fa nandeha moto avy nanatitra ny vadiny no voahitsaky ny kamiao teo amin’ny fiolanan’i

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Jolay 2023
Fifamoivoizana.Gara MAKI Andohatapenaka Fanitsiana saran-dalana no atao

Lasa miteraka resabe eny anivon’ny fiaraha-monina mihitsy ny fiakaran’ny saran-dalana mivoaka any amin’ny faritra indrindra amin’izao fotoam-pialan-tsasatra lehibe izao.

Hamaky ny tohiny
FTT