• Talata 22 Aogositra 2023
Fifamoivoizana.Làlam-baovao Ambohitrimanjaka Namoy ny ainy ilay mpitondra moto

Namoy ny ainy ilay tovolahy tratry ny lozam-pifamoivoizana teny amin'ny lalam-baovao Ambohitrimanjaka afak’omaly. Fiara sy moto no nifandona,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Aogositra 2023
Fifamoivoizana.Faran’ny herinandro nihosin-drà Nihampatrampatra ny faty tany amin’ny RN 42 sy RN2

Sesilany ny lozam-pifamoivoizana eny amin’ny làlam-pirenena sy ny faritra samihafa amin’izao fotoana izao. Nandriaka ny rà, nihampatrapatra ny faty tamin’ny faran’ny herinandro teo,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Aogositra 2023
Fifamoivoizana.TRAIN URBAIN Voaporofo indray ny fomba fiasa kitoatoa

Mbola voapoforo indray ny maha kitoatoa ny fitantanana sy fandrafetana ny laharampahamehana. Tsy mikorisa hatreto ilay lamasinina eto Antananarivo anstoina hoe Train Urbain.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Aogositra 2023
Fifamoivoizana.Vedety Fandrama an’ny Aqualma Tsy hita nanomboka ny 5 aogositra

Nampandre ny orinasa Aqualma omaly fa tsy afaka nifandray tamin’ny vedety Fandrama laharana MJ 09 001 izay

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Aogositra 2023
Fifamoivoizana.Sidin’ny Madagascar Airlines Niverin-dàlana noho ny fikatonan’ny lanitr’I Niger

Miteraka fikorontanana amin’ny fifamoivoizana an’habakabaka sasany eto Afrika ny fikatonan’ny lanitr’I Niger.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Aogositra 2023
Fifamoivoizana.Taksibe 119 tapaka hisatra Nandratra ny mpandeha tao anatiny

Fiara fitateram-bahoaka mitondra ny laharana 119 mampitohy an’Ankatso sy 67ha indray no tapaka hisatra ka

Hamaky ny tohiny
FTT