• Alatsinainy 03 Jolay 2023
Fifamoivoizana.CNaPS Ahiana hanara-dia ny Air Madagascar

Tratry ny fangejana ara-bola na “restriction budgétaire” ny CNaPS, niainga tany amin’ny raharaha fandefasana vola

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Jolay 2023
Fifamoivoizana.Lalamby Anosibe Tapaka ny fen’ilay lehilahy voahitsaky ny lamasinina

Zava-doza no nitranga tetsy amin’ny lalamby Anosibe, ampitan’ny orinasa Colas omaly tolakandro. Lehilahy iray manodidina ny 45 taona eo ho eo,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Jona 2023
Fifamoivoizana.Lalam-pirenena faha-34 Taxi-brousse iray tra-doza, mpandeha 4 naratra mafy

Nisehoana lozam-pifamoivoizana nahatsiravina omaly maraina teo Pomay, lalam-pirenena faha-34.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Jona 2023
Fifamoivoizana.Sambo maty teny an’ivon-dranomasina Hita ihany ireo mpanarato miisa 8

Na eo aza ny fandraràna tsy hiandriaka, noho ny andro ratsy dia mpanarato miisa 8, izay vehivavy ny iray, no niainga tao Maromandia,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Jona 2023
Fifamoivoizana.Fiara nandona andrin-jiro teny Ankorahotra

Olona 2 maty teo noho eo, iray hafa maty teny an-dalana

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Jona 2023
Fifamoivoizana.Antananarivo Miha mahazo vahana indray ny loza ateraky ny Moto

Moto roa no nifandona ary tena nifanao « face à face » mihitsy omaly, ny nanahirana dia vehivavy nitondra vohoka no nitaingina ilay moto iray ka somary voadona mafy ihany ramatoa .

Hamaky ny tohiny
FTT