• Alarobia 20 Septambra 2023
OLONA NAVADIKY NY BOTRY. Tafakatra 5 ireo namoy ny ainy

Tafakatra 5 hatreto ireo olona namoy ny ainy navadiky ny botry tany amin'ny vavaranon'i Betania, hiditra ny distrikan’i Morondava.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Septambra 2023
Mpitondra moto nifanenjika. Maty tsy tra-drano ny iray

Mpitondra moto roalahy no nifanenjika sy nifampisongona tao Mandroseza omaly,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Septambra 2023
LALAM-BAOVAO DIGY AMBOHITRIMANJAKA. Misy lolo mampatahotra ireo mpampiasa lalana amin’ny alina ?

Resaka nalazabe tamin’ity herinandro ity ny zava-misy eny amin’iny lalam-baovao digy Ambohitrimanjaka mivoaka

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Septambra 2023
Niampita tamin’ny tsy fiampitana. Maty tsy tra-drano ilay lehilahy

Lehilahy iray niampita arabe tamin’ny toerana tsy fiampitana no nofaon’ny moto nentina teratany

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Septambra 2023
RN10-KAMIAO NIVADIKA. Am-polony naratra mafy

Nitrangana lozam-pifamoivoizana nahatsiravina omaly maraina tao Behavandra, lalam-pirenena fahafolo. Kamiao lehibe iray

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Septambra 2023
Loza tany Sambaina RN 7. Maty ny mpanamory ilay moto nanao taingin-droa

Moto iray marika kymco gp (lazaina ho 49CC) nanao taingin-droa izay samy tsy nanao aroloha no fantatra fa niharan-doza

Hamaky ny tohiny
FTT