- Sabotsy 11 Novambra 2017
Fandriampahalemana.Fanaraha-maso ny fonja Taraiky ny fampitam-baovao
Taorian’ny fahavakisan’ny fonja tao Ambato izay nahatafaporitsaka voafonja miisa 11 sy ny fonjan’i Tsiafahy, nahatafaporitsaka voafonja miisa 5 ary 1 tao Ankazobe dia mbola 2 tamin’ireto 16 tafatsoaka ireto ihany aloha izany hatreto no efa voasambotra,
Hamaky ny tohiny