- Alarobia 29 Novambra 2017
Fandriampahalemana.Toamasina Nanakiana mafy ny zandary ny Procureur
Aoka tsy ny fitsarana irery no hosoram-potaka na kianina momba ny raharaha fitoraham-bato tao Brickaville ka namotsorana ny olona roa (lahy sy vavy) noho ny tsy fahampian’ny vesatra hiampangana azy ireo. Ireto olona ireto no nambara fa atidoha mpaniraka ny mpitora-bato.
Hamaky ny tohiny
