- Alakamisy 12 Oktobra 2017
Fandriampahalemana.Vono olona teny Ambohitrarahaba Ankizy 15 sy 13 taona no tompon’antoka
Zazavavy vao 15 taona sy zazalahy 13 taona no voasambotra noho ilay raharaha teny Ambohitrarahaba nisian’ny famonoana tovolahikely iray 12 taona tamin’ny fomba feno habibiana ny talata lasa teo satria nofatorana ary notapahina tamin’ny antsy sy famaky ny lohany, ary nesoriny voamasony roa.
Hamaky ny tohiny
