• Alatsinainy 03 Jolay 2017
Fandriampahalemana.Fatina karàna teny Mangasoavina Nosamborina i Mainty

Voarohirohy ho anisan’ireo nikononkonona ny fakana an-keriny teratany karàna iray izay hita faty teny Mangasoavina Besarety, andro vitsivitsy lasa izay, i Tovoleka Be Jean na i Mainty.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Jona 2017
Fandriampahalemana.Fatin’olona nisy dia-nify Mihorohoro ny eny Ivato

Lehilahy iray hita faty teny Ivato ny alin’ny zoma ary rehefa nozahana ny razana dia nisy loaka toy ny diam-bangy roa izany teo amin’ny tendany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Mey 2017
Fandriampahalemana.Kaomisarian’ny Boriborintany I 700 ireo mpanendaka efa nalefany teny amin’ny fitsarana

Tsy mahagaga raha feno hipoka ny fonjan’Antanimora. Ho an’ny kaomisarian’ny Boriborintany voalohany manokana dia efa tafakatra 700 ireo mpangarom-paosy efa nalefa teny amin’ny fitsarana tato anatin’ny roa taona sy tapany.

Hamaky ny tohiny
FTT