• Alakamisy 01 Martsa 2018
Fandriampahalemana.Basy gasy tratra tany Maroantsetra Olona 4 voasambotra

Anisan’ny olana ao amin’ny kaominina Manambolo distrikan’i Maroantsetra tao anatin’izay fiakaran’ny vidin’ny vokatra fanondrana lavanila izay, ny resaka tsy filaminam-bahoaka amin’ny fampiasan’ireo andian-jiolahy basy amin’ny fanafihana ataony.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Febroary 2018
Fandriampahalemana.Tra-tehaka ny afera maizina Sokatra 245 no nafenina tanaty vatampaty

Fomba hafa kely sy tsy mbola fanao hatrizay no nampiasain’ireo mpanao aferan-drongony sy mpanondrana sokatra tsy ara-dalàna.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Desambra 2017
Fandriampahalemana.Sarimihetsika malagasy Nisy nandroba ny Horizon Production

Omaly alarobia tamin’ny 5 ora maraina no nitrangan’ny vaky trano tao Mahavoky Atsimo-Mahajanga.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Desambra 2017
Fandriampahalemana.Ambatondrazaka Voasambotra ilay mpanamboatra basy poleta

Saron’ny polisy ao Ambatondrazaka ny ankohonana iray mpanamboatra basy poleta. Ny zanany lahy saika hanapoaka ilay basy tany an-tsena no niandohan’ny fanadihadiana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Desambra 2017
Fandriampahalemana.Fakana an-keriny tao Ankilizato Olona 14 no nosamborina

Olona miisa 14, ny roa atidoha mpaniraka no voasambotry ny Zandarimariam-pirenena ny 2 desambra 2017 tamin’ny 5 ora maraina tao Soarano sy Soatany, samy any amin’ny kaominin’ambanivohitr’i Malaimbady, ireo tompon’antoka tamin’ny fakana an-keriny tao Ampandrambe Ankilizato tamin’ny herinandro faran’ny volana novambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Desambra 2017
Fandriampahalemana.SEKOLY AMBONY ESPIC Misokatra ny fianarana “spécial samedi”, hahazoana ny mari-pahaizana Bacc+2

Sekoly ambony iray miorina etsy 67 ha avaratra andrefana ny ESPIC ( Ecole Superieur Professionnelle en Informatique et Commerce).

Hamaky ny tohiny
FTT