• Sabotsy 30 Septambra 2017
Fandriampahalemana.Ady amin’ny asan-jiolahy Ampitomboana isa ny zandary alefa any ambanivohitra

5 andro nanomboka ny alatsinainy teo ary nifarana omaly no nikaonan-dohan’ireo lehiben’ny zandarimaria manerana ny nosy mba hijerena izay paikady vaovao ahafahana mamaha ny olan’ny tsy fandriampahalemana eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Septambra 2017
Fandriampahalemana.Fanafihana teny Avarabohitra Tratra teny amin’ny “digue” ireo andian-jiolahy

Horonantsary hafa indray no tazana teny amin’ny “route digue” omaly zoma. Tranga mampiseho hatrany ny firongatry ny tsy fandriampahalemana eto an-drenivohitra sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Septambra 2017
Fandriampahalemana.Asan-dahalo any Betroka Manolotra vahaolana i D’Gary

Nandalo tany amin’ny distrikan’i Betroka nandritra ny 15 andro ny tenako, hoy Randrianasolo Ernest D’Gary mpanakanto fanta-daza manerantany amin’ny fitendrana gitara, ka nahita marina sy nanadihady ny zava-misy tany an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Septambra 2017
Fandriampahalemana.Hery Rajaonarimampianina Hotazonina amin’ny teniny

Natolotra ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina omaly talata 12 septambra teny amin’ny CCI ny drafitra momba ny fampandriana fahalemana PN-RSS novolavolaina tao anatin’ny 3 taona.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Septambra 2017
Fandriampahalemana.Fandriampahalemana Hanao “miracle”?

Hotontosaina eny amin’ny CCI Ivato anio talata 12 septambra manomboka amin’ny 4 ora tolakandro ny fanolorana drafitra fanatsarana ny tontolon’ny fandriampahalemana PN-RSS (Plan National de la Réforme du Secteur de la Sécurité) eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Septambra 2017
Fandriampahalemana.Zandarimariam-pirenena Tsy natao fieren’ny jiolahy

Nitohy tany amin’ny faritr’i Betsiboka ny bemidina tanterahin’ny zandarimaria, ka tao Tsaratànana no notontosaina.

Hamaky ny tohiny
FTT