• Sabotsy 14 Aprily 2018
Fandriampahalemana.Tsy milamina ny firenena Manomboka mirongatra indray ny trafika

Satria ve miroso anatin’ny tsy fitoniana sy ny krizy indray ny firenena vokatry ny savorovoro politika nitranga tato ho ato dia vao mainka miha marefo ny fanaraha-maso ireo trafika tsy mazava ana harena sarobidy isan-karazany, toy ny andramena sy ny sokatra?

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Aprily 2018
Fandriampahalemana.Zandarimaria Malagasy-Frantsay Mihamafy hatrany ny fiaraha-miasa

Nanao fitsidihana ny foibem-pibaikoana ny zandarimariam-pirenena tao amin’ny Toby Ratsimandrava omaly 12 aprily maraina ny Général de Brigade Xavier Ducept, Komandin’ny zandarimaria ao amin’ny Nosy La Réunion.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Aprily 2018
Fandriampahalemana.Zandarimariam-pirenena Tompon’andraikitra ambony 24 nesorina

Nisy fanovana ny komandy ambonin’ny zandarimariam-pirenena ny sabotsy 7 aprily lasa teo. Nanaitra sy nampieritreritra ny fahafantarana fa tompon’andraikitra ambony 24 mirahalahy be izao eo anivon’ny zandarimariam-pirenena no nesorina tamin’ny toerany ary notendrena ny olona vaovao hitantana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Aprily 2018
Fandriampahalemana.Ady amin’ny tsy fandriampahalemana Ho hita eo indray ary

Nosokafan’ny praiminisitra Mahafaly Olivier tamin’ny fomba ofisialy omaly teny Mahazoarivo ny Atrikasa hijerena paikady mahomby sy maharitra mahakasika ny tsy fandriampahalemana manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Aprily 2018
Fandriampahalemana.Kaomandy vaovaon’ny zandarimaria Hitohy ny fanadiovana sy ny ady amin’ny kolikoly

Tontosa tam-pirahalahiana ny sabotsy 7 aprily 2018 teo tamin’ny valo ora maraina ny fifamindran’asa teo amin’ny jeneraly Ramiandrisoa Jean de Dieu Daniel, kaomandin’ny zandarimariam-pirenena teo aloha sy ny jeneraly Andrianjanaka Njatoarisoa, hisolo toerana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Aprily 2018
Fandriampahalemana.Ambohimahasoa Dahalo 7 nodoran’ny fokonolona

Dahalo miisa 7 tamin’ireo manodidina ny 60 nanafika no lavon’ny zandary sy ny fokonolona rehefa avy nanao fanafihana tao amin’ny amin’ny kaominina Ankafina-Tsarafidy, any Ambohimahasoa, Faritanin’i Fianarantsoa iny, ka nodoran’ny olona avokoa ny vatan’izy ireo omaly noho ny hatezerany.

Hamaky ny tohiny
FTT