• Zoma 27 Aprily 2018
Fandriampahalemana.Fanafihana mpiasan’ny banky Jiolahy 2 matin’ny UIR teny Ankorahotra

Lehilahy roa no voatifitry ny polisy tetsy Ankorahotra –Ambanidia manakaiky ny Foibe Taon-tsaritany Malagasy (FTM) omaly vao maraim-be.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Aprily 2018
Fandriampahalemana.Tafika,Zandary,Polisy Tsy manaiky atao fitaovana politika

Manoloana ny toe-draharaha mafana eto amin’ny firenena amin’izao fotoana izao, indrindra taorian’ny herisetra nisiana faty olona teny Analakely ny sabotsy 21 aprily dia nanao fanambarana lehibe teny Betongolo ireo Lehiben’ny Tafika, Zandarimariam-pirenena ary Polisim-pirenena omaly,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Aprily 2018
Fandriampahalemana.Hetsika tetsy Analakely Nanararao-paty ny mpangarom-paosy

Tsy kely làlana ny ratsy. Maro hatrany ireo nitaraina ho very entana nandritra ny famoriam-bahoaka tetsy Analakely ny asabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Aprily 2018
Fandriampahalemana.Fibaikoana ny zandarimaria Miditra amina kihon-dàlana vaovao

Miditra amin’ny kihon-dàlana lehibe ny zandarimariam-pirenena amin’izao fotoana izao noho ny fanovana isan-tsokajiny eo amin’ny fibaikoana sy ny fitanana, izay hikendrena ny soa sy ny tsaratsara kokoa hatrany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Aprily 2018
Fandriampahalemana.Mpiantok’omby tao faratsiho Maty voatifitra teo amin’ny lohany

Maty voatifitry ny dahalo indray ny mpiantoka omby iray avy any amin’ny Distrikan’Antanifotsy. Tao amin’ny kaominina Vinaninony atsimon’i Faratsiho ny alatsinainy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 14 Aprily 2018
Fandriampahalemana.800 tapitrisa Ar tratra tany Mananara avaratra Volan’ny Praiminisitra ?

Tsy tapitra hatreo ny raharaha momba ny fisian’ny volabe 12 miliara ariary nisy nangalatra tao an-tokantranon’ny Praiminisitra Mahafaly Solonandrasana Olivier, nolazain’ny haino aman-jery vitsivitsy teto amintsika nanomboka tamin’ny herin’ny anio.

Hamaky ny tohiny
FTT