- Alatsinainy 19 Martsa 2018
Fandriampahalemana.Taorian’ny kiririokan’ny tsy fandriampahalemana Andrasana ny an’ny vidim-piainana
Raha vao nandeha ny kiririoka sy ny vely tako-bilany sy ny famelesana izay azo novelezina rehetra nentina nanehoana fa tofoky ny tsy fandriampahalemana sy ny fakana an-keriny ireo mponina teto Antananarivo ny alakamisy teo dia nisy jiolahy voatifitra avy hatrany koa niara-dalana tamin’izay teny Masay.
Hamaky ny tohiny