- Talata 03 Aprily 2018
Fandriampahalemana.Tsy fandriampahalemana mirongatra Porofon’ny fahalotoam-pitantanana
Raha ny fangalarana omby mba hahazoam-bady no nahafantarana ny asan-dahalo tany Atsimo tany aloha dia niitatra ho tena asa ratsy tsy mifono kolontsaina intsony ny taty aoriana. Ankehitriny aza moa dia efa miitatra any amin’ny fandrobana sy fanolanana.
Hamaky ny tohiny