• Alarobia 06 Jona 2018
Fandriampahalemana.Harom-paosy any anaty taksibe Anosibe, Analakely ary 67 ha no tena faritra mena

Tranga nampitaraina ny maro teto an-drenivohitra tato ho ato ny firongatr’ireo mpangarom-paosy any anaty taksibe.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Jona 2018
Fandriampahalemana.Fenoarivo Atsinanana Fiara sprinter 10 no voaroba tao anatin’ny herinandro

Mirongatra ny tsy fandriampahalemana any amin’ny distrikan’i Fenoarivo Atsinanana. Ireo vahiny tonga mandalo any an-toerana no tena mahita faisana amin’izany, raha ny fanazavan’ireo lasibatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Jona 2018
Fandriampahalemana.Herisetra sy asan-jiolahy Nisy naka an-keriny ny zanak’i Chandarana

Nisy naka an-keriny teny Andakana-Ambohidratrimo amin’iny lalam-pirenena faha-4 mihazo an’i Mahajanga, akaikin’ny toeram-pilalaovana Golf iny ny teratany Karana antsoina hoe Rishi Chandarana omaly, izay zanaka lahin’ny tompon’ny hotely lehibe Le Grand Mellis etsy Tsaralalana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Jona 2018
Fandriampahalemana.Fitsaram-bahoaka eto Madagasikara Mankasitraka ny Malagasy 4 amin’ny 10

Olona miisa 1200 tamina toerana maro samihafa teto Madagasikara no nanaovan’ny Afro baromètre fanadihadiana hahafahana mamoaka antontan’isa momba ny toe-javatra samihafa eto Madagasikara, toy ny resaka fanabeazana, fitsaram-bahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Jona 2018
Fandriampahalemana.Posy sy sarety tsy manara-dalàna Miditra “fourrière” avy hatrany

Mitombo isa isan’andro tato ho ato ireo posy sy sarety mandeha amin’ny ora voarara eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Mey 2018
Fandriampahalemana.Asan-dahalo tany Mampikony II Mpanara-dia 1 maty, miaramila 1 naratra

Malaso iray no lavon'ny balan'ny miaramilan’ny DAS mampandry fahalemana any amin'ny distrikan'i Mampikony ny 26 mey lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT