• Talata 19 Jona 2018
Fandriampahalemana.Asan-dahalo tany Alarobia-Bemaha Omby 20 tamin’ny 29 no tafaverina

Nitrangana asan-dahalo indray tany amin’ny kaominina Alarobia-Bemaha ny alin’ny alahady hifoha ny alatsinainy 18 jona 2018, tao amin’ny toerana antsoina hoe Ampasatokana fokontany Ambohijafy, kaominina Bemaha Betafo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 16 Jona 2018
Fandriampahalemana.Fakana an-keriny ireo teratany Frantsay Voaresaka manokana teny Mahazoarivo

Nitsidika tamim-pomba fifanajana ny praiminisitra Ntsay Christian, ny Ambasadaoro Frantsay miasa eto Madagasikara Véronique Vouland-Aneini,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Jona 2018
Fandriampahalemana.Minisiteran`ny filaminana anatiny Laharam-pahamena ny ady amin’ny “kidnapping”

Tontosa omaly alakamisy 14 jona maraina ny famindram-pahefana teo amin`ny minisitry ny filaminam-bahoaka teo aloha, ny controleur general de police Mamy Jean-Jacques Andrianisa sy ny minisitra vaovao,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Jona 2018
Fandriampahalemana.Mangotraka ny “kidnapping” Lasibatra indray ny tompon’ny Ocean Trade

Nalain’ny jiolahy an-keriny ny tompon’ny orinasa Ocean Trade, Hiridjee Mustafa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Jona 2018
Fandriampahalemana.Fanafihana tany Antsirabe Olom-pantatry ry Masera ihany ireo jiolahy

Sarona ihany rehefa niriaria sy mbola nanohy ny asa ratsiny ireo nanafika ny Masera ny alin’ny 7 mey 2018 lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Jona 2018
Fandriampahalemana.Olan’ny fanjifana ao Betafo Antsirabe Miandry famahana olana malaky

Tsy mbola nahitana valiny hatreto ireo fitakiana ny famahana ny olana mianjady amin’ny mponin’i Betafo Antsirabe eo amin’ny sehatry ny fanjifana, hoy Atoa Ratiariniaina Jean Theobert na Ra-Theo Fibemih mpandrindra ny Vondrona mpiaro ny Zo sy ny tombontsoan’ny mpanjifa na Garduc Madagascar Faritra Vakinankaratra izay miasa ao Betafo. Voalohany :

Hamaky ny tohiny
FTT