- Alarobia 11 Jolay 2018
Fandriampahalemana.Resaka fakana an-keriny Manjavozavo avokoa ireo fanadihadiana
Miisa 11 sahady izay ny trangana fakana an-keriny niseho tamin’ity taona 2018 ity. Nampivarahontsana ny niseho farany teo izay nahavery mpampianatra amina kolejim-panjakana na CEG iray sy ny zanany.
Hamaky ny tohiny