- Alarobia 18 Jolay 2018
Fandriampahalemana.Ady amin’ny asan-dahalo Misy mafia misakana !
Tsy vao izao ny nisian’ny resaka dahalo teto amin’ny firenena fa efa hatry ny ela, ary vao mainka miha mahazo vahana hatrany.
Hamaky ny tohinyTsy vao izao ny nisian’ny resaka dahalo teto amin’ny firenena fa efa hatry ny ela, ary vao mainka miha mahazo vahana hatrany.
Hamaky ny tohinyHiatrika fe-potoana tena manan-danja ho azy i Madagasikara afaka fotoana vitsy ka tokony hohamafisiny ny fisian`ny mangarahara amin`ny fifidianana ho filoham-pirenena sy solombavambahoaka manaraka, hoy ny masoivoho Frantsay, Veronique Vouland-Anéini.
Hamaky ny tohinyMahonena ny mandre ny fitarainan’ny vahoaka any ambanivohitra any amin’ny afitsoky ny jiolahy sy ny dahalo.
Hamaky ny tohinyEfa nivoatra be ny kolontsaina sy ny asan-dahalo eto Madagasikara ankehitriny. Raha entina hangataham-bady sy fanehoana fa lehilahy mahavita azy tany am-piandohana no antony hangalarana omby 1 dia niitatra tsikelikely taty aoriana. Ny omby 1 lasa 10 avy eo 30 ary niitatra an-jatony maro mihitsy taty aoriana.
Hamaky ny tohinyOlana goavana sedraintsika eto Madagasikara ankehitriny ny resaka fakana an-keriny. Ankoatra ireo tera-tany vahiny dia mahita faisana ihany koa ny Malagasy, indrindra fa ireo mpanam-bola.
Hamaky ny tohinyMihorohoro tanteraka ny mponina amina faritra maro eto amin’ny nosy amin’izao fotoana indrindra fa ny any ambanivohitra noho ny asa ratsin’ny dahalo izay efa tsy mionona intsony amin’ny halatr’omby ankehitriny fa efa lasa mpaka an-keriny indray .
Hamaky ny tohiny