- Sabotsy 28 Jolay 2018
Fandriampahalemana.Halatra, fanendahana, kidnapping… Olona 836 voasambotra tao anatin’ny 1 volana
Nody ventiny ny rano natsakaina tamin’ny alalan’ny hetsika manokana notanterahana tamin’ity volana ity, hoy ireo tompon’andraikitra avy ao amin’ny polisim-pirenena raha nitafa tamin’ny mpanao gazety teny Anosy omaly zoma 27 jolay.
Hamaky ny tohiny