- Alatsinainy 13 Aogositra 2018
Fandriampahalemana.Mandoto Taksibrosy nitondra sembana notafihin’ny dahalo
Mirongatra hatrany ny fanafihan-jiolahy eto amintsika. Lohalaharana amin’izany ny lalam-pirenena fahafito izay nitrangana fanafihana indray ny sabotsy lasa teo tokony ho tamin’ny 01 ora maraina.
Hamaky ny tohiny