• Alarobia 29 Aogositra 2018
Fandriampahalemana.Vono olona tao Imerintsiatosika Mpiara-mibizina no nahavanon-doza

Olona telo no nosamborin’ny zandary avy ao amin’ny “Groupement” ao Itasy noho ilay vono olona mahatsiravina namoizana ain’olona telo,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Aogositra 2018
Fandriampahalemana.Fanafihana mitam-piadiana 8 maty voatifitra sy voatsatoka antsy

Lehilahy roa mpiasan’ny orinasa fiambenana G4S no indray maty tetsy amin’ny La Gastronomie Pizza eny amin’ny By Pass omaly maraina tokony ho tamin’ny 2 ora vokatry ny fanafihan-jiolahy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Aogositra 2018
Fandriampahalemana.Ady amin’ny asan-dahalo any Bongolava Tafapetraka ny “Bataillon Inter-Armes” na BIA

Tafapetraka any amin’ny kaominina Fihaonana any amin’ny Distrikan’i Tsiroanomandidy, Faritra Bongolava ny Vondron-tobin-tafika Iraisam-piadiana na ny “Bataillon Inter-Armes” na BIA, ka ity no faharoa taorian’ny any Ihosy, Faritra Ihorombe.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 18 Aogositra 2018
Fandriampahalemana.Tsy fandriampahalemana Mila manokana vola ny fanjakana, hoy Orlando Robimanana

Mirongatra hatrany ny tsy fandriampahalemana eto amintsika. Nivoaka tamin’ny fahanginany Atoa Orlando Robimanana nanoloana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Aogositra 2018
Fandriampahalemana.Anosivavaka Maty rotiky ny bala ireo mpanao kidnapping

Nirefodrefotra ny basy tetsy Anosivavaka Ambohimanarina omaly takariva tokony ho tamin’ny 6 ora.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Aogositra 2018
Fandriampahalemana.Fanafihana taksibrosy tamin’ny RN4 8 voasambotra niaraka tamin’ny ody gasy

Voasambotry ny mpitandro ny filaminana ny olona 8 ahiana ho nahavanona ny fanafihana taksibrosy tany amin’ny lalam-pirenena faha-4 (RN4 PK 160) ny alin’ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
FTT