• Zoma 23 Novambra 2018
Fandriampahalemana.Tsy mandry fahalemana ny firenena Tompon’andraikitra voalohany ny fitondram-panjakana

Manao antso avo amin`ny tompon’andraiki-panjakana ny mpiaro ny zon`olombelona avy amin`ny fiarahamonim-pirenena mba hijery akaiky ny raharaha misy amin`izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Novambra 2018
Fandriampahalemana.TALE JENERALIN’NY CONFORAMA

Nisy naka an-keriny omaly i Nassir Navjee, tale jeneralin'ny Conforma

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Novambra 2018
Fandriampahalemana.Dahalo hanafika an’Ambohimalaza Tsaho fanakorontanana saim-bahoaka…

Niteraka resabe teny anivon’ny fiarahamonina nanomboka ny zoma lasa teo ilay feo niely fa hisy andian-dahalo marobe ho avy hanafika ny tanànan’Ambohimalaza, distrikan’Antananarivo Avaradrano.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Novambra 2018
Fandriampahalemana.Ady amin’ny tsy fandriampahalemana Mila miara-mientana ny mpitandro filaminana, tribonaly, atitany

Eo anatrehan’ny fanaovana fampielezan-kevitra amin’izao dia misy zavatra toa sarotra tanterahina. Inona moa no ilana “drône” ho amin’ny fanenjehana dahalo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 27 Oktobra 2018
Fandriampahalemana.Sabir Molou Efa eo anivon’ny ankohonany

Taorian’ny fakana an-keriny nihatra tamin’Atoa Sabir Molou, tale jeneralin’ny toeram-pivarotam-panafody Principale eny Ivandry ny sabotsy 13 oktobra lasa teo dia fantatra fa efa navotsotr’ireo olon-dratsy izy ary efa eo anivon’ny ankohonany.

Hamaky ny tohiny
FTT