Fandriampahalemana

Sabir Molou Efa eo anivon’ny ankohonany


  • Sabotsy 27 Oktobra 2018

Taorian’ny fakana an-keriny nihatra tamin’Atoa Sabir Molou, tale jeneralin’ny toeram-pivarotam-panafody Principale eny Ivandry ny sabotsy 13 oktobra lasa teo dia fantatra fa efa navotsotr’ireo olon-dratsy izy ary efa eo anivon’ny ankohonany.

 

Teny Tanjombato no nanateran’ireo  azy ny alakamisy hariva teo ary efa miara-miriaria soa aman-tsara amin’ireo ankohonany izy ankehitriny. Tsy mbola fantatra marina hatreto ireo olona naka an-keriny ity mpandraharaha iray ity. Ny hany zava-dehibe ho an’ireo fianakaviany dia ny fahatongavany soa aman-tsara eo amin’izy ireo tsy misy nandrimbinana na kely aza.

 

 

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • Halatra « taxi »
  • Zoma 19 Jona 2026

teny Vontovorona Olona miisa 3 no voasambotra

  • MAROANTSETRA
  • Alarobia 03 Jona 2026

Tratra ny mpamaky fasana roalahy

  • ENTANA HALATRA TANY TSIROANOMANDIDY
  • Alakamisy 11 Septambra 2025

Tratra tao amina sekoly iray tao Mahamasina

  • Mpangalatra finday amidy eny an-tsena
  • Zoma 28 Febroary 2025

Mampiasa tahon-kifafa petahana siligaoma

  • Fifampitifirana nahery vaika tao Toamasina
  • Alarobia 22 Janoary 2025

Jiolahy 4 maty, basy PA 2 azon’ny polisy

  • FAMONOANA LAHY ANTITRA TAO ANJEVA GARA
  • Zoma 25 Oktobra 2024

Ny sakaizany taloha sy ny mpiambina ny tananany no tompon’antoka

Hijery ny tohiny
FTT