• Sabotsy 27 Oktobra 2018
Fandriampahalemana.Sabir Molou Efa eo anivon’ny ankohonany

Taorian’ny fakana an-keriny nihatra tamin’Atoa Sabir Molou, tale jeneralin’ny toeram-pivarotam-panafody Principale eny Ivandry ny sabotsy 13 oktobra lasa teo dia fantatra fa efa navotsotr’ireo olon-dratsy izy ary efa eo anivon’ny ankohonany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Oktobra 2018
Fandriampahalemana.Tovovavy roa nisy namono Niteraka savorovoro tao Andapa

Mafampana ny toe-draharaha any Andapa any ankehitriny. Raha ny fampitam-baovao dia mihorohoro ny ao an-tanàna noho ny resaka tifitra nandratra olona maro nataona zandary.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Oktobra 2018
Fandriampahalemana.Fenoarivo Atsinanana Polisy telo lahy matin'ny fitsaram-bahoaka

Nanatanteraka iraka tany Fenoarivo Atsinanana ireo polisy ara-toekarana na “Police Économique” miasa ao Toamasina no nataon'olona fitsaram-bahoaka rehefa nanao "perquisition" na fisavana, izay tamin'ny fomba ara-dalàna,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Oktobra 2018
Fandriampahalemana.Ankadikely ilafy Mpandraharaha iray maty notifirin’ny jiolahy tao an-tokantranony

Raim-pianakaviana mpandraharaha iray no maty notifirin’ny jiolahy teo amin’ny masony tao an-tokantranony ny zoma misasakalina lasa teo, teny Ankadikely Ilafy, distrikan’Avaradrano.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Oktobra 2018
Fandriampahalemana.Fahafatesana mampiahiahy Hita faty nihantona ny zanak’i Mami Bastà

Omaly alahady 21 oktobra maraina no nahitana ny zanaky ny mpanakanto Mami Bastà nihantona tamin’ny hetra na fehikibo tao an-tokotaniny ihany tao Antsirabe.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Oktobra 2018
Fandriampahalemana.Ady amin’ny tsy fandriampahalemana Basy miisa 846 nopotehina tetsy Analakely

Dingana ho amin’ny firosoana amin’ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana no antony namotehana ampahibemaso ireo basy miisa 846 tetsy Analakely nandritry ny fankalazana ny iray volan’ny famotsoran-keloka amin’ny fahazoam-basy tsy ara-dalàna omaly,

Hamaky ny tohiny
FTT