- Alarobia 05 Desambra 2018
Fandriampahalemana.Manerinerina RN 6 Ankizy vavy roa indray no nisy naka an-keriny
Taorian’ilay resaka kidnapping nahazo an’ilay ankizivavy karana 11 taona antsoina hoe Rahima tamin’ny fiandohan’ny volana novambra 2018 lasa teo tany Manerinerina distrikan’Ambato Boeny any amin’iny RN 6 iny ka efa nahatrarana ny roa amin’ireo mpanao ratsy dia nitrangana kidnapping hafa indray nihatra
Hamaky ny tohiny