• Talata 18 Desambra 2018
Fandriampahalemana.Fakana an-keriny Miharatsy laza i Madagasikara

Loza amin’atambo no ateraky ny fakana an-keriny hanaovana fampihorohoroana ny takalon`ny aina amina vola. Tsy fantatra intsony izay tena marina sy ao ambadik`io fomba ratsy io.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 15 Desambra 2018
Fandriampahalemana.Fakana an-keriny Miharatsy laza i Madagasikara

Loza amin’atambo no ateraky ny fakana an-keriny hanaovana fampirohoroana ny takalon`ny aina amina vola. Tsy fantatra intsony izay tena marina sy ao ambadik`io fomba ratsy io.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Desambra 2018
Fandriampahalemana.Zandary namoy ny ainy Natao veloma farany tetsy amin`ny toby Ratsimandrava

Notanterahina omaly alakamisy 13 desambra tokony ho tamin’ny 2 ora sy sasany tolakandro teny amin’ny toby Ratsimandrava, ny fanaovam-beloma ara-miaramila ny vatana mangatsiakan’ny zandary kilasy voalohany Razafimanjaka Tsilefy sy zandary kilasy faharoa Ravalosoa Marcelin,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Desambra 2018
Fandriampahalemana.Fanafihan-dahalo Ny lehilahy no tena iharan`ny herisetra

Faritra maro eto Madagasikara no tena lasibatry ny asan-dahalo, indrindra any Atsimo. Nisy fanadihadiana sy fidinana ifotony natao tamina faritra telo nampanaovin’ny Tahirin’ny Firenena Mikambana momba ny Mponina (FNUAP),

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Desambra 2018
Fandriampahalemana.Kidnapping tany Toamasina Olon’ny MAPAR no atidoha…

Manomboka sarona ny atidohan’ny fanaovana fakana an-keriny na « kidnapping » eto amintsika rehefa nandeha ny famotorana lalina ireo sarona tany Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Desambra 2018
Fandriampahalemana.Kidnapping tany Manerinerina RN 4 Ankizy vavy roa indray no niharany

Taorian’ilay resaka kidnapping nahazo an’ilay ankizivavy karana 11 taona antsoina hoe Rahima tamin’ny fiandohan’ny volana novambra 2018 lasa teo tany Manerinerina distrikan’Ambatoboeny

Hamaky ny tohiny
FTT