Nisy naka an-keriny omaly i Nassir Navjee, tale jeneralin'ny Conforma
. Izy hody teo Androhibe no nalain'ny dimy lahy izay nitam-basy. Nariana teny Tsarasaotra ny fiara Jeep izay nentiny ka nitondràna azy koa.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.