• Alatsinainy 15 Oktobra 2018
Fandriampahalemana.Fakana an-keriny teny Ivandry Tsy mbola hita popoka i Sabir Molou

Nahitana tranga fakana an-keriny indray teto an-drenivohitra ny sabotsy folakandro teo tokony ho tamin’ny 1 ora sy folo antoandro. Ny tale jeneralin’ny toeram-pivarotam-panafody “Pharmacie Principale” eny Ivandry no lasibatra.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 13 Oktobra 2018
Fandriampahalemana.Vono olona teny Tanjombato 3 lahy no naiditra eny Tsiafahy

Niakatra fampanoavana omaly ireo 3 lahy nosamborina noho ny raharaha vono olona nitranga teny Tanjombato ny 3 aogositra teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Oktobra 2018
Fandriampahalemana.Gerard Noel Ramamimampionona “Loharanon`ny tsy fandriampahalemana ny olona”

Tsy misy izay tsy mitaraina manoloana ny tsy fandriampahalemana misy eto Madagasikara amin`izao fotoana izao. Rafitra maro no manana andraikitra amin`izany fa anisan`ny tena olana dia ny olona, hoy Gerard Noel Ramamimampionona,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Septambra 2018
Fandriampahalemana.Tolagnaro –Amboasary atsimo Miverina indray ny fanafihan'ny malaso

Malaso iray, olona iray, omby 30 tsy hita ny nanjavonany.Io no vokatry ny fanafihana malaso ny tanàna iray tany Tolagnaro ny alin'ny talata teo, Raha sendra nisakafo iny no tonga tampoka ireo malaso miisa 30 lahy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Septambra 2018
Fandriampahalemana.Tsy fandriampahalemana Tovolahy avy nijery baolina maty nisy namono

Mihamahazo vahana hatrany ny vono olona eto amintsika. Tsy eto an-drenivohitra ihany fa hatrany amin’ny faritra mihitsy izay mampanontany tena ny maro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Septambra 2018
Fandriampahalemana.Kaominina Ampitatafika Mahazo vahana indray ireo jiolahy mitoraka môtô scooter

Marisarisa ihany ny fandriampahalemana ho an’ny kaominina Ampitatafika, distrikan’Antananarivo Atsimondrano na dia tsy misy aza ny fanafihana mitam-piadiana raha araka fanazavan’ny Ben’ny tanana Rado Ramparaelina.

Hamaky ny tohiny
FTT