• Alarobia 16 Janoary 2019
Fandriampahalemana.Faritra Itasy Misedra olana ny tantsaha

Mikaikaika ny tantsaha any amin’ny faritra Itasy noho ny tsy fandriampahalemana, indrindra tamin’ny taona 2018 lasa iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Janoary 2019
Fandriampahalemana.Fangalarana Starex sy famonoana mpamily Olona 7 no voasambotra teny Ankazobe

Tanora fito mianadahy, 21 hatramin`ny 25 taona no voasambotry ny polisy misahana ny ady heloka bevava noho ilay raharaha fangalarana fiara Starex sy famonoana ny mpamily azy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Janoary 2019
Fandriampahalemana.Halatra omby Tena misy ireo zandary tratra nifandray tendro tamin’ny dahalo

Tena misy ireo zandary mifandray tendro amin’ireo dahalo mpangalatr’omby, hoy ny sekretera jeneraly miadidy ny zandarimariam-pirenena omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Janoary 2019
Fandriampahalemana.Fanafihan-jiolahy Olona roa naratra mafy tao Vatofotsy Antsirabe

Nitrangana fanafihan-jiolahy indray tao Mahafaly Vatofotsy ny alin’ny alarobia 9 janoary 2019 lasa teo. Olona mpianaka no naratra mafy sy manaraka fitsaboana ao amin’ny hopitalin’Andranomadio vokatr’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Janoary 2019
Fandriampahalemana.Fanafihana “Cash point” teny Ambodin’Isotry Voaroba ny vola 4 tapitrisa ariary

Taorian’ny fandrobana ireo toeram-pivarotam-panafody teto an-drenivohitra dia manomboka mahita faisana indray amin’izao ireo “cash point”

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 22 Desambra 2018
Fandriampahalemana.NISY NANAFIKA NY LOOKS

Nisy nanafika ny looks etsy Andravoahangy. Saingy voasambotra io farany rehefa nisy nahita fa basy kilalao no nampiasainy.

Hamaky ny tohiny
FTT