• Sabotsy 26 Janoary 2019
Fandriampahalemana.Seranan-tsambon’i Toamasina Mitentina 600 tapitrisa ariary ireo rongony tratra

Nivoaka tao anatin’ny fahanginany momba ilay raharaha rongony mahery vaika tratra tao anatin’ny sambo MSC Lucia miantsona ao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina, ireo tompon’andraikitra misahana ny fanadihadiana, ahitana ny ladoany

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 26 Janoary 2019
Fandriampahalemana.Betroka Dahalo 8 maty voatifitry ny zandary

Nangotraka ny zava-nitranga tany amin’ny distrikan’i Betroka, Faritra Anosy ny alakamisy alina lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 26 Janoary 2019
Fandriampahalemana.Zandarimariam-pirenena Hohamafisina ny ady amin’ny kolikoly

Afa-po tanteraka tamin’ny fitantanany ny sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena teo aloha ny jeneraly Randriamanarina Jean Christophe.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Janoary 2019
Fandriampahalemana.Halatra bateria amin’ny andrin-jiro Lehilahy iray voasambotra teny amin’ny faritr’i Masay

Taorian’ny fangalarana bateriana andrin-jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro misesisesy teto an-drenivohitra ny volana desambra lasa teo dia lehilahy iray no saron’ny polisim-pirenena teny amin’ny faritr’i Masay.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Janoary 2019
Fandriampahalemana.Paraky, Namontana, Marais Masay Mirongatra ny asan-jiolahy

Tsy an-tsaha tsy an-tanàna ny tsy fandriampahalemana fa saika manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Janoary 2019
Fandriampahalemana.Halatra finday avo lenta Tovolahy iray 22 taona no voasambotry ny SUT

Ny 13 janoary 2018 lasa teo, tovolahy iray 22 taona no voasambotry ny Polisin’ny SUT teny Itaosy noho ny resaka halatra finday.

Hamaky ny tohiny
FTT