• Sabotsy 16 Febroary 2019
Fandriampahalemana.Fanafihana sy asa ratsy Mampiasa fiara “plaque rouge” ireo jiolahy

Nohararaotin’ny olon-dratsy ny fampiasana takelaka mena (plaque rouge) misy ireo laharan’ny fiaram-panjakana. Io no vaovao nampitain’ny Talen’ny filaminam-bahoaka eo anivon’ny polisim-pirenena, Contrôleur Général de Police,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Febroary 2019
Fandriampahalemana.Antananarivo Renivohitra Basy 5 sy bala ary fitaovam-piadiana maro no saron'ny Polisy

Nandritra ny telo herinandro izay nahazoana baiko tamin'ny minisitry ny Filaminam-bahoaka mahakasika ny fahitana maso ny Polisy eo anivon'ny tany amamonina ka nahasamborana olona 6,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Febroary 2019
Fandriampahalemana.Alatsinainikely Analavory Voatifitry ny zandary ilay jiolahy mpikapa amin’ny famaky

Mpivaro-mandeha nitondra fiara mpitety tsena ambanivohitra no voatafiky ny jiolahy mirongo basy sy famaky ary vato, tao amin’ny Kaominina Alatsinainikely Analavory, Distrikan’i Miarinarivo, afak’omaly alatsinainy, sahabo ho tamin’ny telo ora tolakandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Febroary 2019
Fandriampahalemana.Asan-jiolahy any Toamasina Saron’ny polisy ireo basy mahery vaika

Manao ny ainy tsy ho zavatra ny polisim-pirenena Toamasina ho fampandriana fahalemana ny tanànan’i Toamasina amin’ny fanafiana mitam-piadiana sy ny fakana an-keriny ary ny vaky trano sy ny sinto-mahery.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Febroary 2019
Fandriampahalemana.Tsy milamina intsony ny tany Mihantsy mpitandro filaminana ny jiolahy

Isan’andro no ahenoana endrika tsy fandriampahalemana, saika amin’ny faritra rehetra manerana ny Nosy na an-tanàn-dehibe na eny ambanivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Febroary 2019
Fandriampahalemana.KIDNAPPING-Fijoroana vavolombelona “Aleon’ny fianakaviana mitady vola hitandroana ny aina”

Ho fiarovana ny ain’ny lasan’ny mpaka an-keriny, izay nitranga ny alakamisy 7 Febroary teo, tany Tsaratanana, efa eo am-pivarotana omby ireo fianakaviana.

Hamaky ny tohiny
FTT