• Alakamisy 07 Febroary 2019
Fandriampahalemana.MAINTIRANO SY ANKAZOBE Nahazo vahana indray ny halatr’omby

Omby miisa 52 tao Ambalasitra, Kaominina Betanatanana, Distrikan’i Maintirano no lasan’ny dahalo ny alatsinainy 4 febroary teo, tamin’ny telo tolakandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Febroary 2019
Fandriampahalemana.Taolagnaro, Ihosy ary Betroka Misy mampihorohoro ny mpiasam-panjakana ambony

Misy trangan-javatra mampalahelo miseho any Taolagnaro sy Ihosy ary any Betroka fa misy olona minia mampihorohoro an’ireo tompon’andraiki-panjankana ao aminy ka mahasahy mitaky lelavola

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Febroary 2019
Fandriampahalemana.Faritra Ihorombe Olana hatrany ny tsy fandriampahalemana

Manakoako ny tsy fandriampahalemana any Betroka noho ny afitsoky ny malaso. Tsy tokony hiandry ela intsony ny filoham-pirenena satria fantany ny toe-java-misy any, hoy ny Lehiben’ny faritra Ihorombe, Mosa Fernand.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Janoary 2019
Fandriampahalemana.67Ha. Halatra moto Roalahy nifanehitra tamin’ny polisy

Mahana ! Ny iray tratra, ny namany hafa kosa nanjavona rehefa nifampitady tamin’ireo mpitandro ny filaminana. Kaodikaody avy hatrany izy ireo ka tonga dia nanatanteraka ny asany ny mpanao fisafoana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Janoary 2019
Fandriampahalemana.Fanavotana takalon’aina tany Tsaratanana Nianjera ny helikoptera

Nitrangana toe-javatra nampalahelo omaly alatsinainy 28 janoary tokony ho tamin’ny 10 ora maraina tany Anadabo, kaominina ambanivohitra Isinko, distrikan’i Tsaratanana (eo anelanelan’i Tsaratanàna sy Andriamena).

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Janoary 2019
Fandriampahalemana.Sinoa mpitrandraka volamena Maty voakapa famaky

Lehilahy teratany sinoa iray mpitrandraka volamena any amin’iny Malazamasina Mananjary iny no maty voakapa famaky ny lohany sy ny tanany ny alahady alina lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT