Fandriampahalemana

Taolagnaro, Ihosy ary Betroka Misy mampihorohoro ny mpiasam-panjakana ambony


  • Alatsinainy 04 Febroary 2019

Misy trangan-javatra mampalahelo miseho any Taolagnaro sy Ihosy ary any Betroka fa misy olona minia mampihorohoro an’ireo tompon’andraiki-panjankana ao aminy ka mahasahy mitaky lelavola

 

 

misimisy mba hahazoan’izy ireo mijanona eo amin’ny toerana misy azy avy fa ny tany Betroka no nanatona ny tompon’andraikitry ny OMc « Mpitandro ny filaminana mitambatra » ka nitaraina tamin’izy ireo mazava araka ny tati-baovao azo avy any amin’ity distrika ity. Tamin’izany ohatra no nahafantarana fa ny « Chef Zap » any amin’ity distrika ity dia takiana 1 tapitrisa ariary tsirairay avy raha te-hijanona eo amin’ny toerany. Maharatsy endrika ny filoha Andry Nirina  Rajoelina ity trangan-javatra ity raha tena marina, hoy io tati-baovao io satria dia tompon’andraikitry ny Mapar fantatra anarana any amin’ity toerana ity no manao an’izao toetra tsy mendrika sy mamoafady izao.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • Halatra « taxi »
  • Zoma 19 Jona 2026

teny Vontovorona Olona miisa 3 no voasambotra

  • MAROANTSETRA
  • Alarobia 03 Jona 2026

Tratra ny mpamaky fasana roalahy

  • ENTANA HALATRA TANY TSIROANOMANDIDY
  • Alakamisy 11 Septambra 2025

Tratra tao amina sekoly iray tao Mahamasina

  • Mpangalatra finday amidy eny an-tsena
  • Zoma 28 Febroary 2025

Mampiasa tahon-kifafa petahana siligaoma

  • Fifampitifirana nahery vaika tao Toamasina
  • Alarobia 22 Janoary 2025

Jiolahy 4 maty, basy PA 2 azon’ny polisy

  • FAMONOANA LAHY ANTITRA TAO ANJEVA GARA
  • Zoma 25 Oktobra 2024

Ny sakaizany taloha sy ny mpiambina ny tananany no tompon’antoka

Hijery ny tohiny
FTT