• Alarobia 20 Febroary 2019
Fandriampahalemana.Fakana an-keriny “Eny Fenoarivo sy Ivato no asitrika ireo takalon’aina”

“Eny Alakamisy Fenoarivo Atsimondrano sy manodidina an’Ivato, amin’ny toerana izay mangina no ametrahan’ireo mpanao kidnapping ny takalon’aina mandram-pahazoany ny vola. Efa azo sary aty aminay ireny trano ireny.”

Hamaky ny tohiny

Fandriampahalemana.Mihorohoro i Tsaratanàna Namaly faty ny dahalo

Mafana ny toe-draharaha any Tsaratanàna. Re omaly hariva fa namaly faty ireo daholo ka sady nanafika no nandroba ary mbola nodoran’izy ireo ihany koa ny tanàna .

  • Talata 19 Febroary 2019
Fandriampahalemana.Famonoana mompera Hitory izay nahavanon-doza ny Katolika

Manana ny tsiambaratelon'ny famotorana ny mpitandro ny filaminana mikasika ilay fanafihana tao Mahitsy tamin'ny sabotsy heriny ka miandry isika. Hitory ny nahavanon-doza ny Fiangonana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Febroary 2019
Fandriampahalemana.Trafikana fitaovam-piadiana Olona 4 tratra nivarotra basy tsy fahita eto Madagasikara

Tsy ampy taona ny roa tamin’ireo efadahy izay tratran’ny Zandarimarian’ny Borigadin’Antananarivo Renivohitra teo am-pivarotana fitaovam-piadiana mahery vaika, ny talata 12 febroary farany teo.

Hamaky ny tohiny
FTT