• Alakamisy 28 Martsa 2019
Fandriampahalemana.Beravina Analavory Dahalo 16 namono mpivarokena

Efa-bavy tamin’ireo 16 no voasambotry ny zandary tao Beravina, Analavory, distrikan’i Miarinarivo, ny talata 19 martsa 2019 lasa teo. Famonoana mpivarokena iray sy ny vadiny nitranga ny hariva tokony ho tamin’ny 7ora sy fahahefany no antony nisamborana azy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Martsa 2019
Fandriampahalemana.Kandida depiote atidohana kidnapping Nomena fahafahana vonjimaika i Hajanirina

Nomen’ny Fitsarana Ambony Toamasina fahafahana vonjimaika i Manantena Hajanirina Dina izay voarohirohy noho ny fakana an-keriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Martsa 2019
Fandriampahalemana.IHOSY Avotry ny polisy ilay takalon’aina sy omby 22

Takalon’aina iray sy omby miisa 22 no tafaverina amin’ny tompony tany Ihosy noho ny fiaraha-miasa teo amin’ny fokonolona sy ny polisy, ny sabotsy 23 martsa lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Martsa 2019
Fandriampahalemana.Mpitandro filaminana Malagasy Tena mbola tsy ampy isa

Resy tosiky ny olona tezitra noho ny delesstazy teo an-toerana ny mpitandro filaminana noho ny tsy fahampian’ny isan’ireto farany, raha ny tranga teo Antalaha no heverina, ka nahamay ny biraon’ny Jirama.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Martsa 2019
Fandriampahalemana.Antananarivo- fandriampahalemana Mifarimbona manidy lalana ny mpitandro filaminana

Manara-maso tanteraka ireo lalana miditra, indrindra mivoaka ny Renivohitra ireo mpitandro filaminana amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Martsa 2019
Fandriampahalemana.Fanafihana teny Andranonahoatra Itaosy Voatifitra ilay mpanao “versement”

Manomboka miaina anaty tsy fandriampahalemana tanteraka ny eny Itaosy sy ny manodidina amin’izao. Ankoatra ny hala-botry sy ny vaky trano mantsy dia efa tsy matahotra ny manafika amin’ny andro atoandro intsony ireo jiolahy.

Hamaky ny tohiny
FTT