- Talata 19 Martsa 2019
Fandriampahalemana.Fitaovam-piadiana tsy ara-dalàna Basy mahery vaika 4 nisy nanatitra tany amin’ny zandary
Ati-pako! Tamin’ny zoma tapaky ny volana martsa teo no nisy nanao ati-pako ny basy kalaknikov roa, fa ny 2 hafa kosa mpitana ireny fitaovam-piadiana ireny efa nahazo alalana tany aloha no nanatitra izany teo amin’ny zandary,
Hamaky ny tohiny