• Talata 12 Martsa 2019
Fandriampahalemana.Lakrimozenina sy bala tra-tehaka Ahiana ny fikotrehana korontana

Baomba mandatsa-dranomaso 6 sy bala 7 no tra-tehaky ny polisy teo Anatihazo Isotry. Fitaovam-piadiana izay tsy tokony ho eny am-pelatanana sivily ary hahafahana manakorontana na mandratra sy mamono olona mihitsy aza.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Martsa 2019
Fandriampahalemana.ITAOSY Mirongatra ny vaky trano

Tsy vitsy ireo mponina tonga mitaraina amin’ny tomponandraikitra eny an-toerana, indrindra amin’ny fokontany mahakasika ireo izay lasibatry ny vaky trano, indrindra ny lakozia sy ny tsena ambany rihana izay tsy misy mpatory.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Martsa 2019
Fandriampahalemana.Asan-jiolahy, trafika tao anatin’ny iray volana Fitaovam-piadiana an-jatony, rongony 1000 kg no tratra

Nampiseho ny hangingany ireo mpitandro filaminana amin’ny fahatratrarana manara-penitra nyrongony, sokatra ary fitaovam-piadiana mahery vaika. Rongony amin-taonina no tratran’ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Martsa 2019
Fandriampahalemana.Jiolahy mpanafika eto an-drenivohitra Mampiasa basy mahery vaika sy ody gasy

Jiolahy miisa enina niaraka tamina fitaovam-piadiana mahery vaika toy ny basy poleta efatra, antsy maranitra, ody gasy no saron’ny mpitandro ny filaminana eo anivon’ny sampandraharaha misahana ny ady

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Martsa 2019
Fandriampahalemana.Fanafihana teny Andoharanofotsy Miaro ny namany ny Polisim-pirenena

“Lojika be no nisamborana an’ilay polisy. Na izahay polisy aza no teo amin’ny toeran’ny zandary ka nahita olona taorian’ny fifanjevoana manodidina ny toerana nisy ny fanafihana dia izay ihany koa no nataonay.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Martsa 2019
Fandriampahalemana.Ady amin’ny tsy fandriampahalemana Maro ny zavatra tokony hahitsy, hoy ny Praiminisitra

Nitsidika ny tananan’i Maevatanana, ao amin’ny Faritra Betsiboka ny Praiminisitra Ntsay Christian notronin’ireo minisitra voakasiky ny fandriampahalemana sy ny fanapariaham-pahefam-panjakana omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT