• Talata 09 Aprily 2019
Fandriampahalemana.FAKANA AN-KERINY FIARA Narian’ireo jiolahy tany Maharidaza ilay mpamily noheveriny fa maty

Tany anaty alan’i Maridaza lalana RN2 no nanarian’ireo jiolahy ilay mpamily fiara “Renault kangoo” avy eo Anosizato izay noheverin’ireto olon-dratsy fa efa tsy misy aina intsony.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Aprily 2019
Fandriampahalemana.Polisim-pirenena Tezitra amin’ny fanjakana…

Samy mpitandro filaminana no hanasokajiana ny polisy sy miaramila ary ny zandary. Manana ny satana “fonksionera” kosa ny polisy raha sokajiana ho “militaire” kosa ny miaramila sy ny zandary.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Aprily 2019
Fandriampahalemana.Fanafihana “Cash Point” Jiolahy 3 maty nodarohan’ny fokonolona

Omaly alarobia tokony ho tamin'ny 5ora tolakandro teo dia mpanao "cash point" na ireny mpandefa sy fakana vola amin'ny finday ireny iray ao Port-bergé raha iny hody avy nirava avy niasa no nandrasan'ny jiolahy tamin'ny basy sy antsy teo am-baravaran'ny tranony.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Aprily 2019
Fandriampahalemana.Kidnapping sy famonoana kandidan’ny IRD Misy tsy mazava ny raharaha

Naiditra am-ponja vonjimaika avokoa ireo voarohirohy tamin’ny raharaha Bonjean, raha ny fampitam-baovaon’ny mpanao gazety any Mahajanga.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Aprily 2019
Fandriampahalemana.Vono olona feno habibiana Ny akanjony no namadika ilay jiolahy

Efa maty eritreritra tanteraka ny olona sasany amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Martsa 2019
Fandriampahalemana.Famotsorana an’i Haja kidnapping Taratry ny fanjakan-jiolahy eto ?

Nomena fahafahana vonjimaika i Manantena Hajanirina Dina, izay voarohirohy tamina raharaha fakana an-keriny teratany karana in-droa nisesy.

Hamaky ny tohiny
FTT