- Alatsinainy 15 Aprily 2019
Fandriampahalemana.Fanafihana BRINKS nitondra vola Jiolahy 2 matin’ny zandary
Miala any ny fahasahiana fanafihana fiara tsy laitram-basy mpitatitra vola.
Hamaky ny tohinyMiala any ny fahasahiana fanafihana fiara tsy laitram-basy mpitatitra vola.
Hamaky ny tohinyIraika amby telopolo sy roan-jato no isan’ny razana tao amin’ireo fasana roa nifanakaiky lasan’ireo mpangalatra taolam-paty, na dia tsy fomba aza ny manisa maty amin’ny Malagasy.
Hamaky ny tohinyNorombahin’ny ekipan’i DAKAR “FTM Manjakaray” ny amboaran’ny Oseana Indiana taranja rugby à XV eo amin’ireo ekipa
Hamaky ny tohinyEfa manana ny tetikadiny ireo mpitandro filaminana manoloana ireo mpitondra fiara kodiaran-droa manakan-dalana eny Analamahitsy, indrindra manomboka takariva. «Handray ny fepetra amin’ireo
Hamaky ny tohinyLasa faritra mena tanteraka ny eny Avaradrano amin’izao fotoana ary tena mahavelon-taraina ny tantsaha.
Hamaky ny tohiny«Hamafisina fa tsy natao ho fialokalofan’ny jiolahy sy ny mpanao ratsy ny asan’ny polisy». Io no tenin’ny Sekretera Jeneralin’ny minisiteran’ny filaminam-bahoaka, ny CGP Herilanto Iangotiana
Hamaky ny tohiny