• Talata 30 Aprily 2019
Fandriampahalemana.Tsy milamina ny tany Efa misy mpanendaka koa eny amin’ny Hopitaly

«Tahaka ireny mpiandry marary ireny ireo olon-dratsy ao anaty hopitaly kanefa manendaka ety ivelany miaraka amin’ny antsy lavalela.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Aprily 2019
Fandriampahalemana.Firaisankinan’ny fokonolona sy ny polisy Noraisim-potsiny ireo telo lahy mpangalatr’omby

Noraisim-potsiny tamin’ny alina ireo jiolahy mpangalatr’omby, noho ny fiaraha-miasan’ny mpitandro ny filaminana sy ny mponina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Aprily 2019
Fandriampahalemana.Mpanao “kidnapping” Mpivady sy mpianadahy niara-nidoboka am-ponja

Mpivady tsy mbola niteraka sy mpianadahy no tra-tehaky ny zandary tamin’ny fanatanterahana fakana an-keriny ka samy efa nidoboka any am-ponja vonjimaika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Aprily 2019
Fandriampahalemana.Aferana basy, toaka gasy ary vola 3 miliara ariary Nidoboka am-ponja koa ny depioten’i Mahabo teo aloha

Nosamborin’ny miaramila afak’omaly ary naterin’ireo mpampandry tany tany amin’ny zandary niaraka tamin’ny zanany ny solombavambahoakan’i Madagasikara teo aloha voafidy tao amin’ny distrikan’i Mahabo sy ny lehilahy nipetraka tao aminy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Aprily 2019
Fandriampahalemana.Rongony mahery vaika 40 kilao tratra tao Toamasina

Rongony amin’ilay tena mahery vaika na “héroïnes” 40 fonosona tokony 1kg isan’isany no saron’ny sampan-draharaha miady amin’ny fikambana-jiolahy sy ny avy amin’ny Borigady misahana ny ady amin’ny zava-mahadomelina sy ny Polisin’ny FIP ao Toamasina omaly tolakandro. Teratany Afrikanina miisa 5 no nitondra azy ireo, niainga avy any Sainte Marie nihazo an’i Toamasina tamin’ny alalan’ny sambokely “El Condor”.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Aprily 2019
Fandriampahalemana.Zandarimariam-pirenena Tofoka amin’ny mizana tsindrian’ila…

Tsy misy vola ny fanjakana, ary io no antony tsy hivahan’ny olana maro amin’izao, raha tsy hilaza afa tsy ny an’ny mpampianatra mpikaroka.

Hamaky ny tohiny
FTT