- Alarobia 08 Mey 2019
Fandriampahalemana.Basy tsy ara-dalàna Amin’ny 20 jona no fe-potoana hanaterana azy
Nanamafy omaly talata 7 mey ny minisitry ny fiarovam-pirenena ny jeneraly Leon Rakotonirina fa manana hatramin’ny 20 jona 2019 ho avy izao ireo olona manana fitaovam-piadiana tsy misy taratasy ara-dalàna mba hanatitra ny azy eny amin’ny mpitandro ny filaminana.
Hamaky ny tohiny